4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hay teo foana i kristy - Jocelin RANJARISON

Fatra-pitady hafaliana

Taloha aho, tamin-java-boarara

Ka ny tsiniako ireo loza, mpahazo ahy

Tety an-tany

Niraiki-po tamin’ny tany aho

Mandram-pianjerako nitsirara

Tamin’io indrindra anefa

No niantso ahy Ilay mpiandry tsara.

ref:

Hay teo foana i Kristy   (x2)

Niandry ahy izay nania

Hay teo foana i Kristy.



Tsy hita intsony ireo rendrarendra

Izay namitaka ahy

Haiko izao ny làlan-tsara

Ka hizotra aho tsy amin\\’ahiahy

Ny fiainako isan\\’andro

Miarak’Aminy dia mamy éry

O! Indrisy raha fantatro

Tsy nampiandrasiko mihitsy i Kristy.



Hay teo foana i Kristy.....

Partager hay teo foana i kristy

Commenter hay teo foana i kristy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON