4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nofiko - Lova Rakoto

Efa nofiko hatrizay

hoe isika roa hifandray,

hifampitantana

f’efa samy tia

ka hiaraka ho doria.

Lazaiko anao,

tena azo antoka

ny foko ao

mitempo anao.

Tsy sandoka.

Raiso ange!

Ho renao

misy feo miantso anao.

Raiso ange!

Ho renao miantso hoe

ahy ianao.



(miaraka amin’i Balita)

Partager nofiko

Commenter nofiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Rakoto