Ref:Aza manamafy
Ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy, anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky ilay maty ho anao
Nandatsaka ny rany
Mba ho famonjena anao
1/Izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo Aminy
Dia zava-poana avokoa
Tsy azo antenaina o!
2/Sao tsy ho fantatrao anie
Izay ho rahampitsonao
Sao dia anio no farany
Hahavelomanao o!