Avia, avia ry ondriko very,ry ondriko very
Avia, avia, etsy ho fahanako ianao
Nitady anao ela aho, aiza moa ianao?
Nikaroka anao ela aho, moa tia ahy ianao?
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
satria efa namoizako ny tenako, aiko koa
Ry ondriko ô, tsy foiko ianao
Ry ondriko ô, lalaiko tokoa
Fa JESOSY Tompo miandry anao
No efa miantso ny ondriny izao