Andriamanitra ô! (2x)
Ny foko midera Anao
Ny feoko no asandratro fa Ianao no tokiko
Voaharinao ny tenako nokoloina tanteraka
Mamiko Ianao mamiko tokoa
Satria mpanasoa sy mpanamboatra
Mahatonga ahy ny ho sambatra sy ho velona finaritra
Indro aho manetry tena sy manao ny fanekena
Anatrehanao ry Ray ho anao mandrakizay
Jesosy ô! nty aho re manolo-tena mba ho Anao!
Ny Mpitory