Tononkira Tahio aho ry jesoa - Amboaram-peo ny fahazavana
Ry Jesoa mofon’aina
Ankiniko Aminao
Fa tsy ao antenaina
Izao fiainana izao
Fiainana mandalo
Sy vonto fahoriana
Ka maro fahavalo
Feno haratsiana
Fa ny devoly mandehandeha
Mitady harapaka
Tahio aho ry Jesoa
Koa aoreno ho tsara
Izay finoako Anao
Tahio aho ry Jesoa
Partager tahio aho ry jesoa
Commenter tahio aho ry jesoa