4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Folo taona - MR Razafy

Folo taona izay

No namoronako hira

Faly aho mitomany

Raha mandre `reo feon-kira



Fahatsiarovana tokoa

Nomeko hotehirizinao

Faniriako tsy ho lo

Ny hitoerany aminao





Ref: Inona e

Inona ary hoy ianao

No omeko

No omeko anao anio izao

Hira

Hira avy ao anatiko ao

No ampitaiko ho anao

Mandrakizay

Partager folo taona

Commenter folo taona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy