4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny lasa - MR Razafy

                  NY L A S A



HO TSIAVINA ETO INDRAY NY LASA

FONY MBOLA ZAZA IANAO

BE IREO LALAO, IZAY EFA NATAO

TAMIN’IZANY ANDRO IZANY



IZANY IANAO RAHA MITOMANY

NOTAMBAZABAMZANA AOK’IZANY

OROKA TSY LANY

MIAMPY VATO MAMY

SADY NOTROTROINA IHANY



                      ref: EFA LEHIBE IZAO IANAO

                           FANTATRAO NY TOKONY ATAO

                           TSY ADINO ANGAMBA,

                           NY RAHOSIN-JAMBA, NAVARIANA

                           AHY

                           NY KIVARIVARY, LALAO JAZAVAVY

                           NASONDRIANA AHY



    

Partager ny lasa

Commenter ny lasa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy