4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toky - MR Razafy

Tsy ho reraka ny tanako

Raha manoratra ho anao

Tsy ho vizana ny vavako

Raha manonona ny anaranao

Tsy fantatrao fa ny fitiavako

Izay mitoetra hatrin’ny ela

Ho kaloina sy hambarako

Aminao ts’ hisy fetra





Ref: N’inon’inona hidona

N’inon’inona hiantra

Ny foko tia tsy hirona

Na hijaly sy hahantra

Ianao no efa tiako

Ka na iza hana-tsiny

Tonga izao ankehitriny

Partager toky

Commenter toky

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MR Razafy