4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Namana - Olombelo Ricky

Naleoko ihany tsy nisy anao
Toy izay hanan-dratsy
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy
Irony zava-bitan-tsika hatram'zay.

Naleoko ihany olom-patr'ianao
Arahaba dia vita!
Fa ny amin-tsika anie vao omaly
Adinonao sahady ka nandratra ahy.

Ref: Avelao, avelao amin'zao
Mba ho namako ianao.
Avelao, avelao amin'zao
Mba ho namako ianao.
Avelao mihitsy any aho
Ho namako ianao.
Avelao mihitsy any aho
Ho namako ianao.

Ny lalanao tsy ho lalako intsony
Samia mandeha.
Fitia vaovao ndray zao no atolory
Fa io no nahavoan-tsika hatram'zay!

Aza asianao resaka intsony
Izay vita de vita!
Irony tantara irony avalony
Fa tsy tiako enoina intsy, tsy tiako enoina intsony!!!!!!

Ref:.........

Partager namana

Commenter namana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Olombelo Ricky