4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fo tia - Rixah

FO TIA


Misokatra ho anao
Tsy hisy sakana ny foko izao
Ho anao irery ihany
Omeko anao tsy antery
Ho zaraiko ihany koa
Izay avy amiko; iriko ho anao!!!


Fo tia loatra no homeko anao
Ka mba raiso re ny fitiavako anao
Iriko foana ny eo akaikinao
Foiko anao ho manontolo ny amiko rehetra
Maha saro_piaro ahy
Raha misy akoatra ahy any ho any!!!

Ireo teny mamy homeko anao
Asiko tambitamby tsy ankalaho
Izay tinao ho tanterahiko
Ianao ry tiana ho tiaviko
Ianao ilaiko hatsapa ny ao anatiko ao eyh!
Ianao hatsapa ny ao anatiko aho!!!


Fo tia loatra no homeko anao
Ka mba raiso re ny fitiavako anao
Iriko foana ny eo akaikinao
Foiko anao ho manontolo ny amiko rehetra
Maha saro_piaro ahy
Raha misy akoatra ahy any ho any!!!

Fo tia loatra no homeko anao
Ka mba raiso re ny fitiavako anao
Iriko foana ny eo akaikinao
Foiko anao ho manontolo ny amiko rehetra
Maha saro_piaro ahy
Raha misy akoatra ahy any ho any!!!

Partager fo tia

Commenter fo tia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah