4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola ho avy izy e! - Rossy

Resaka ve no hotanataraina
Olon-behibe samy manan-tsaina
Nefa ny zavatra fantatray
Ty fitiavana ty mampiferon'aina re!Eny o
Taitra @ bika sy hatsarana
Izay dia nirifatra fa tsy tana
Nanova fonenana ve r'INGAHY
Dia ny vady @ janaka no ialana re!
Brid:Mandra-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an'iny any lavitra any e!
Ianao no namadika fanekena f'zay sy ny
ankizy dia eto ihany
Aza maharitra ela loatra fa rehefa miverena tiako ihany o!o!o
REF: Mbola ho avy izy e!(x4)
F'aza malahelo
Izy ilay tsy tana ka nandao ny tanana
Mbola ho avy izy e!f'aza malahelo


Partager mbola ho avy izy e!

Commenter mbola ho avy izy e!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rossy

Suite