4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - Solo Miral

HAFATRA



Mbola hiaona isika indray andro any

Aoka izay re ! ny tomany

Mbola ho avy ilay maraina, hitondra hery vao

Sombiniaina ô!

Na lavitra aza ianao

Ny foko tsy aiza fa any aminao

Izany hoy aho ry Lala ô ! izany aky lala ô!



Andefaso taratasy aho an !

Manorata f’aza malaina

Na ny soratananao ihany aza

Hafinaritra ahy sombinaina

Andefaso taratasy aho an !

Manorata f’izany no ilaina

Na ny soratananao ihany aza

Dia hampionona any sombinaina m ! m ! m!



Ny ela mantsy maharay roa

Aoka isika tsy hifankafoy

Hivavahana lalandava ny fihavanantsika tsy ho rava

Aza matahotra ianao, fa ianao no tiako hatramin’izao

Ka ho mandrakizay, izany akia Lala ô!

Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo Miral