4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misaotra - Solo Miral

MISAOTRA



Aleo tsy hamiratra amiko intsony io masoandro io

Ka ny tany amin’izay ho ho potika sy fefika tadio

F’izaho tsy hitsahatra ny hitia anao

Ny fitiavako anjakao



Ka na ho foanana amiko avokoa ny anjara masoandroko

Ka alaina amiko avokoa ny zava-mahafinaritro

Izaho tsy hitsahatra ny hiantso anao

Ny fitiavako homeko anao



Misaotra anao aho, misotra anao nanome,

Nanome indray andro monja tena fitiavana mafonja

Fa tiako ianao, mamiko ianao r’ilay nanafy,

Nanafy indray ririnina, ny ngirifirin’ity nofoko, ity nofoko

Saika feno ratra, nohon’ny antony samihafa



Aloe …. (nomeko anao)

Partager misaotra

Commenter misaotra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo Miral