4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza tomany - TARIKA TSINJO



1- Izao no hafatro, raha handeha ianao

   Tadidio ilay dina nifanaovantsika roa

   Be ireo mampanahy, mandavo mampanahy

   Hivavaka aho mba, ho anao sy ho ahy

   Fa tiako raha ianao, tsy ho atakaloko n’iza, n’iza

   Fantatrao ny fitiavako anao



   ref-Aza tomany ianao, f’izaho toy ny eo foana

       Na lavitra aza ianao

       Ity ny sariko banjino

       Raha toa ka mahatsiaro ahy ianao



         2-Efa nosainiko, ny hoavintsika roa

           Aza manahy ianao, sedra izao lalovana izao

           Ampitso vaovao, fanambiko aminao

           Tena mafy nefa ny fasana no fetra

           Izaho mahatoky anao

           Ianao hahatoky ahy, isika iray

           Dia hiaraka mandrakizay

          

                                             TSINJO VOL1

Partager aza tomany

Commenter aza tomany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TARIKA TSINJO