4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Just akama - THT

Sphynx :
Yo Baby k’aiza k’aiza! tairo ianao ateriko na hoaiza na hoaiza
Sipa oatra anao ataoko tsara taiza, zah mba meo num andefasako mess
D oz’enao oe « sy poinsa, car tu ne pense qu’à mes fesses
T’es qu’un frimeur, un coureur qui se la pète devant sa caisse ».
Aiza kosa Joh !izaho anie latsa-paka aminao
aza atosika oatran’izao, fa ny foko mitempo ho anao
Fa ny anao ny asesinao toa hoe izaho maditra, star ny rap dia manararaotra
Ra tia anao ve zah dia diso tara lotra, tsy fidiny ho ahy ra be mpitsiriritra
K’aza odiana fanina, kôziko eto imason’ny Fan
Olom-banina @zay ra sphinx f’efa nahita ilay number one
Dia ianao to nimemeh, nvanitika sady niteny hoe:
Ra mpinamana dia ok, fa ny ankoatra izay aza manatena eh!
Baby, zah anie mitalao, tsy kilalao fa mba mila anao
Tsy variana @ andilanao, fa anamboatra ny avenir-anao
Dia oz’enao hoe: “NO NO, raha I sphinx tsy poinsa
Izaho tsy miaraka @ MC fa aleoko mijanona ho just friend

Ref :
Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone”
Dia izany aza mba sainon-tsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona
Tsy atoandro tsy @ marain-draina
Sa tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa
Because I wanna just akama akama

El Farao:
Izao efa namandrika fa milamîna
izay hafa any ambadika any aninina
Tena mety ho ratsy koa raha mbola ampina
fa revy niainga fotsiny ihany ilay tamin’iny
Ianao aloa efa koboko fa efa mamo be eh!
Dia lasa fa naterina tany an-trano dia eh
Atreo aloa nilamina fa samy ok eh
avy eo lasa nivadika ho degany be eh
Antsoina antsoina foana refa misy credit
ilay jobako @zany lasa mikiredy
Avy eo ianao mitetika ny ho fetsy fetsy
lazainao fa ny ankiziko tsy mety mety
D inona? Ra just just friend dia maninona?
Rehefa tsy mety ilay kajy dia mangina
Ny antsika lasa trop loatra
ny fitiavanao aleo ho anao fa ny ahy efa any ankoatra

Ref :
Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone”
Dia izany aza mba sainon-tsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona
Tsy atoandro tsy @ marain-draina
Sao tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa
Because I wanna just akama akama

Jiizz:
Baby, eo moa izao enoy fa zah anie mbola tsy niova,
ny rap tsy nampiova
Izaho tsy degany na koa hoe bandy reraka/
Rehefa mi-swagg ah dia tara atramin’ny Pelaka/
Just friend, tsy mety amin’ahy “My lady”
Tsisy bedy na lany atramin’ny credit
Rehafa m-slim d asina skuno sy pull
Izay ndray ny “style” fa tsy zaho no be fliriny/
Kôzio direct, kôzio rehefa tsy poinsa/
Fa lany fostiny ny cred nefa ianao tsy mba taitra
Fa sura ianao fa anenina ka iantso amin’heriny
Dia tsarovy fe efa lasa koa Jizz Macmayne
Raha izay ny fikanao io, mbola ho itanao io
Itady anahy ianao ianao io Baby baby
Nefa tsy mety ianao io, vetivety aleo aloha
Fafako aloha ilay numero phone

Ref :

Tsy koboko hoe taiza mintsy ilay nomerao “Phone”
Dia izany aza mba sainon-tsaino
Fa isan’andro izao miantso anahy fona
Tsy atoandro tsy @ marain-draina
Sao tara angamba, dia manadala,
miseho mahalala ahy, misàlasàla
Fa tsy sahy manambàra, dia te ho akama nefa tsy tafa
Because I wanna just akama akama



#Ral To Tahk's

Partager just akama

Commenter just akama

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THT