4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsisy afa-tsy ianao - THT

Jiizz: fa tamzany,zah mbl kely
Maita anao mtsiky,otrani anjely
Ref ariv n andro,zah manantena
Le mfanao ftona kely,de mifanena
Ianao mjery anah de zah le mody ts maita
Tsy oe menatra ah f maik ande iandry bus
Zao zah manenina fa lasa enao de tsita tsony
Fa nfindra trano lavitr any mampikony
Ny anadino anao ts vita, zany alo ts lavina
Vô maika tiko be,maita anao le miavona
Ankehitriny aho manantena oe mbola ifanena
Fa tsy lavitr n tranoko eny andranomena
Sphynx:
Ankehitriny aho manembona anao rah sendra mba naeno anle hira
De lasa namaky ny soratananao tanaty cahier de souvenir
Satria nsoratanao tao oe netsik sy enao c pour la vie
Oe tsk sy enao ho pvady de ifindra monina any paris
De tadidiko tsk s enao le miaraka fon refa recré
Ateriko ref mrav de mody ah mbattre tsisy frais
Le oroka tsik vôlu,le menatra enao de nkoz oe degeux
Talohan'ny grande vacance,15 juin tam 2002
Tsy adinoko mintsy ki ren,satri enao le voloam-pitia
Mba ekeo le demande d'ajout an'band rah to ndry maeno anty
Fa zah te iresaka kely,fa tiko iverenana indray ny fahiny
Fa zah mbl tia anao fon fa enao no nandao anah le tamniny
Farao: Mbola ao le tablier manga,le tamtsik iny niara nbos
Tehiriziko tsara atsiarovako anao ref zah le mandalo eny itaosy
Tsy haiko fafana ny lasa mahatsiaro anao fon ah amzao f ts tanako
Mety avy amin'ny anaranao ihany no mbola angalako nenaran'ny zanako
Zah lu matoky fa misy ftoana enao mbol manembona anah
Fa ra tsik no oe tafaraka amzao,ny suite'ny mety ampanah
Tiko averina kely n ftoana,de amzay mba makafy kely raim
Sy ikoziko amnao oe rah raflah ray iaretako f ts blem
Natsiro n fti tamzan,zah ande ibosy tena motivé
Isan'andro zah vô am dimy ts tara efa anatina taxi be
Te ahita ny salovatavany
Tsy naita olokafa ah fa jambany
satria izy lay sipa vôloany mba natsapako ny atao oe ftiavana
ref: Na d' efa ela no tsy naitanao ahy
Na de nandritra ny fotoana maro izay
De ny ato ampoko mbola averiko eto indray
Tsy mbola niova 'lay ftiavana atrizay
Fa tsisy afa tsy ianao (nao) irery (x4)


[c] Ral To Tahk's

Partager tsisy afa-tsy ianao

Commenter tsisy afa-tsy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe THT