4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fa tsy tsapanao - VAKAMIARINA

FA TSY TSAPANAO



Alina mangina ny ao antanana

Reko mirotsaka any ilay hazavana e

Mitondra hery hoanireo lany hery

Manasitrana ny ferin’ireo ela fery e !



Fa tsy tsapanao

Fa tsy tsapanao



Hazavana manasitrana

Miaro, manadio ny fo

Rehefa any anaty any ny hazavana

De foana hatreo ny avakavaka

Iray ihany ny olona rehetra

Tsy misy intsony ny elanelana

Tsy misy fepetra

Fa tonga dia miombona

Tonga de mihavana

Tsy misy fepetra

Mikolokolo ny aina

Mampifoha ny saina





A/C : Nantenaina Andriamorasata

Partager fa tsy tsapanao

Commenter fa tsy tsapanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe VAKAMIARINA