4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Itondra hoanao ny hazavana - VAKAMIARINA

ITONDRA HOANAO NY HAZAVANA





Indreo ireo efa tafafoha

Fa lasa nialoha lalana eny aloha

Itondra hoanao ny hazavana

Itondra hoanao ny hazavana



Kanefa ianao tsy niraika

Fa nahoana e ? fa nahoana e ?

Kanefa ianao tsy niraika

Nefa indreo ry zareo, indreo ry zareo

Itondra hoanao ny hazavana

Itondra hoanao ny hazavana









A/C : Nantenaina Andriamorasata

Partager itondra hoanao ny hazavana

Commenter itondra hoanao ny hazavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe VAKAMIARINA