4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba hahatsiarovanao ahy - Zanny

Ity hira ity ho anao

Mba hahatsiarovanao ahy

Rehefa injay fa tonga

Ilay ora hisarahana

Ho anao mba hampatsiahy

Sy hamerina ao am-ponao

Ny endri-pitia nomeko anao







Ity hira ity  ho anao

Mba hahatsiarovanao ahy

Rehefa tonga  

Ilay ora hisarahana

Ho anao mba hampatsiahy

Ny habe ny ditra vitantsika

Sy hamerina ao am-ponao  

Ny endri-pitia nomeko anao







Fa sanatria tsy hamohafoha

Ilay fota-mandrim-pahatsiarovana

Na hamendrofendro fo

Izay efa hana sy torovana

Fa mba tsiahy ny taloha

Ireo ranao raraka omaly

Ireo tsy nety nefa vitantsika

Aza atao mampitomany









A/C   ZANNY

Partager mba hahatsiarovanao ahy

Commenter mba hahatsiarovanao ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zanny