4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aleo hitohy - MIA

                ALEO HITOHY

izao ankehitriny izao

dia nandeha nilefa ianao

tsy hiverina intsony

fa lasa ho hadinoina

dia vonona ny handao

satria efa lao



raha lasa anefa ianao

dia tsarovy fa izaho

na ny ampitso na ny ho avy

dia vonona aho hatrany

ny handray ilay fihavanana



  

      avelao ny fitiavana

       avelao  raha tsy hahasambatra

       ny fiainana hitohy

       ny pejy no havalony

       avelao ny ratra miangona

    

raha lasa anefa ianao

dia tsarovy fa izaho

na ny ampitso na ny ho avy

dia vonona aho hatrany

ny handray ilay fihavanana



         REF



               MIA/SAMY ANDRIAMANORO

Partager aleo hitohy

Commenter aleo hitohy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIA