4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra telo izay iray - MIARY FANANTENANA

Andriamanitra ô! telo izay iray

Ray sy Zanaka, Fanahy Masina

Asehoy anio, ny tavanao sy ny voninahitrao

Aminay olonao



Ny Fanahinao ry Ray mba iraho ho anay

Hanamasina ny tenanay ahazoanay ilay hery avy Aminao

Ka ny fahefana avy Aminao no ampinga ho entinay

Androdana sy amongotra ny asan'ny satana

Ka hanandratanay ny Anaranao ry Ray





Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

Partager andriamanitra telo izay iray

Commenter andriamanitra telo izay iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIARY FANANTENANA