ny amiko efa nomeko anao
fitiavako iny tena ao am poko ao
fa ny ahy ny ahy rehefa tia aho dia tia
miangavy mafy aho sao odinao tsy hita
fo iray no atolotro ho anao
fitia madio tsy hivazivazy aho
fa ianao ianao ve tena tia ahy
ilay fitia ono aza atao sangisangy
hihezaka mafy aho hihezaka ny ho tinao
hihezaka hatrany hatrany ao moa e
hihezaka mafy aho hiezaka ny ho tinao
hiezaka fa mijaly ao moa e
ao moa e(ilay fitiavana hatrizay)
ao moa e(aza ovaina fa eo aho)
ao moa e (ilay fitia avy aminao)
ao moa e
ny ahy efa nomeko anao
fitiavana io tena ao am poko aho
fa ny ahy ny ahy ianao io ianao ihany
tsy bola miova alo ilay fitiavako
fitia iray efa nomeko ho anao
fitia amin'ny fo fa tsy hivazivazy aho
fa ianao ianao io ve tena tia
f'ilay fontsika sa odinao tsy hita
hiezaka mafy aho........aho moa e
hiazaka mafy aho.......hiezaka hatrany hatrany ao moa e
ao moa e(*4)