4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza ampirafesina - Ndondolah sy Tahiry

Aza ataonao izao izaho

f’izaho mbôla tia anao

Aza ampijaliana

f’izaho moa nanino ô

Marary loatra anatin’akahy

Marary mampitomany



Chérie

Angaha tsy hoe hilokaloka fitia

Chérie

Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity

Chérie

Aza ampirafesinao izaho

Aza hadino voady nifanaovana



Marary arô izaho iny



Inona ary no tsy ampy aminao

ho tanterahiko marigne

Fa aza ataonao izao izaho

mijaly mafy aho miaritra e



Chérie

Angaha tsy hoe hilokaloka fitia

Chérie

Angaha tsy hoe mandrakizay izy ity

Chérie

Aza ampirafesinao izaho

Aza hadino voady nifanaovana



...

Partager aza ampirafesina

Commenter aza ampirafesina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ndondolah sy Tahiry