4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hasambarana - Solo

Atao hoe jamba sy marenina izay tia
kanefa ianao mbola mahita sy mandre
tsy maharesy ny sainao
toherinao ny fonao tia
satria ianao dia te- hanafina fa hoe:
efa voababon'olon-kafa manontolo
ny henatrao mampiatsara ivelatsihy
izao indray na dia voasolo aza
ao am -ponao , mbola tia
tsy aiko afenina , nefa aho dia minia


Réf: Ny hasambarana tsy hoe
fodiana adala mody tia
ny hasambarako dia fantatro fa
tsy eo anilanao
ny hasambaranao ry olon-tiako
eny an-tsandrin'olon- kafa
ny hasambaranao
ekeko ho ahy

Partager hasambarana

Commenter hasambarana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite