Fony izaho sy ianao mbola kely ho’aho
Iray dabilio, iray fianarana
Nisangisangy toy ny mpianadahy
Nifananihany toy ny mpinamana
Nifanoro raha sendra zava-tsarotra
Ary koa dia nifangala-tahaka
Kilasy ambanimbany isika t@ izany
Voakapoka raha toa ka tsy nahay
Ankehitriny anefa tsy izany intsony eh!
(oh!,oh,oh,...)
Zavatra hafa indray no ao am-poko ao Oh!
Fitiavako andry, fitiavako anao
(oh!,oh!oh!...)
Fa tena tiako be ho’aho ny miaraka aminao eh!
Tiako, tiako, tiako oh!(*2)
Tiako ny miaraka aminao iny eh!
Efa faniriako eh!, efa faniriako eh!
Tena tiako oh!,tena tiako eh!
TSINJO 2001