Ny herinao Tompo ô no heriko
Ianao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty
Mety ho reraka
Fa Ianao mbola famonjena ho ahy
(in-2)
Fiverenana: Tompo ô Ianao, no heriko
Ny tànanao manohana
Aza avela aho
Hiala Aminao
Tompo ô f’eo Aminao
Ianao no heriko
Ny herinao Tompo ô no heriko
Ianao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty
Mety ho reraka
Fa Ianao mbola famonjena ho ahy
Fiverenana (in-2)