4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo ô - Tselatra

Tompo o , Ianao no mpanjaka mahery

tena fitia , mpitari-dalana ny dia

Ianao irery, mandrava ny ratsy

mierina , miaro n’aiza n’aiza aty



Sambatra aho tafaraka aminao

tsara fo , madiodio saina koa

tretrika aho , midera ny anaranao

fa tsy miova , tsy miova anatiko ao ianao



Tompo o , Ianao no fanilonay ety

be fitia , mitsinjo e , ny dia

ny lanitra sy ny tanyrehetra ao @ izany ho’aho

tena lova , lova tsy napetrakao ho ahy



faly aho e, mihira ny hiranao e

fa masina e, masina tokoa Ianao

ny hiranao e , matoky ny anaranao e

fa tsy miova , tsy miova anatiko ato ianao

Partager tompo ô

Commenter tompo ô

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite