4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tromba - Tselatra

Tonga ny fotoana efa ela no niandrasana

Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny adidy

Halefa ny fomba, vonoina ny omby, antsoina ireo razana

Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!



Ref: Mivoaka ny tromban’izy ireo

        Ny tromba no kilalaoan’izy ireo

        Mihetsika ny tromban’izy ireo e!

        Ny tromba no hoaran’izy ireo!!!



Avy ny andro sy ireo fotoana hanokatra ny fasana

Ireo mpiantsy sy ireo mpisikidy indro fa hanefa ny adidy

Halefa ny fomba, vonoina ny omby, antsoina ireo razana

Hahodina ny toaka, raikitra ny Rock, tsy misy manaiky isika!


Partager tromba

Commenter tromba

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite