4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tara loatra - TSINJO

Hay ve ianao dia tia ahy ihany eh
Fa nokoboninao izany eh, ho anao samy irery
Nefa kosa, izaho naniry ho tiavinao
Niangavy nitalaho zah
Nefa nodianao fanina aho

Nefa izao dia tara loatra ilay valinteny,
Niandrasako hatry ny elabe
Ny fitiavako efa nandehandeha(nandende)
Efa lasan'olon-kafa ilay toerana saika ho anao eh
Ala-tsiny sisa azo atao

Izao no mba anatro aminao eh
Raha toa ka tia anao ilay tia
Dia araraoty izany
Fa ny fitiavana, dia iainana isan'andro eh
Izy io toy ny masoandro eh
Mamiratra na manjombona

Partager tara loatra

Commenter tara loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TSINJO