4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vavaka - Tselatra

Rainay ô!

ato anaty lalina, no miantso anao izahay

mba henoy ny vavakay

Rainay ô, indro atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy

mamindra fo, mamindra fo aminay

indro solafaka izahay e! ka miandrandra ny tananao



    ref : fanantenana famonjena no irina avy aminao

    mba raiso ho eo akaikinao

    fahasambarana,fiadanana no irina avy aminao

    mba raiso ho eo akaikinao



Rainay ô! ato anaty lalina no mivavaka e!

miantso ny anaranao

Ray ô! Ray ô! indro atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy

nefa izahay mbola ambakaina ka miantso anao hiaro ny dia



ref:...






Partager vavaka

Commenter vavaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tselatra

Suite