4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha maloka - VAKAMIARINA

RAHA MALOKA



Mila tapaka ny aina

Mitady ho very ny fanahy

Toa afobe menamena

Izay rehetra jerena

Voafatotra sy sempotra ny tena



Raha maloka ny loha

Na ditsoka ny fo

Mandiniha tena kely aloha

Asio fahanginana kely aloha



Fa tsy mbola nisy haizina

Tsy narahina maraina

Tsy mbola nisy fiakarana

Tsy narahina fidinana







A/C : Nantenaina Andriamorasata

Partager raha maloka

Commenter raha maloka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe VAKAMIARINA