4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ireo fotoana fohy - Zanny

Aza misy anenenana

Ireo fotoana fohy

Nahafahantsika

Fa na dia ratsy fiafarana

Aza izy ireny dia

Ampy nahatsapana

Ny tao am-po nifankahalalana

Sy nahafahana nampitana







Ireo vetso, vetso maro samihafa

Nahatonga antsika hifanantsafa

Hifandray tsy ankihafahafa

Hifampidinika sy niray tafa

Ny fahoriana niaraha-nizaka







Fa saingy ankehitriny

Hadino ireny rehetra ireny

Tena niofo ilay fahiny

Zara aza isika raha nifanimpy teny













A/C  ZANNY






Partager ireo fotoana fohy

Commenter ireo fotoana fohy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zanny