4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha vao midona - Zanny

Raha vao midona ny aty

Dia efa mitraho koa ny any ho any

Mangina hatreo ‘lay fitia

Ny hafaliana miova ho tomany









Raha tataovan-drahona ny eto

D’efa misy ory any ho any

Ireo lavi-tiana dia misento

Ireo kamboty kontsan-tomany









Fiainana sarita-dava

Tsy ahitana ny marina intsony

Mampilofika ireo tsy mahazaka

Mandratra ny fony









Ka ho anao

Dia hery no isinkino

Ary ny tahotra ialao

Fa mbola ho avy

Indray andro any

Mbola hiaona

Izaho sy ianao









A/C ZANNY

Partager raha vao midona

Commenter raha vao midona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zanny