4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hanina an' i neny - BARIJAONA

Manimanina an’i Neny aho izany

Ilay reny tsy foiko nilaozako any ho any

Ilay fola-damosina niankin-drindrina irery

Kanefa dia nilaozako nilaozako ombieny

Nankaiza kosa izany ankehitriny

Fa lavitra no misy azy iny

Manimanina an’i Neny aho ry lahy

Ka ory ny fanahy



Rahoviana re ry taona

Hambarao re ry tany

No havelanao hihaona

Fa manina azy aho izany

ILay tambitambiny fahiny

Ny safosafony tsy hamidy

Manimanina an’i Neny aho reroy

Ilay reniko tsy foy

Partager hanina an' i neny

Commenter hanina an' i neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite