4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tolona sasak'alina - BARIJAONA

Tambitambinao no lamba isalorako

Tanjona hifaharako raha toa ka sitrakao

Sento tsy mahery no solon-tsafosafo

Feo milantolanto ho anao



Ny bitsikao ry alina

Mamohafoha lalina

Ny tolona mafy mba atsaharo

Raha azo atao



Tinafiko, mahangoly

Ny lasa mamolivoly

D’izany rehetra izany

Dia noho ianao

Partager tolona sasak'alina

Commenter tolona sasak'alina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite