4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Homelohina - BARIJAONA

Homelohina va ny foko

Raha niantefa taminao

Rotsirotsy, safosafo

No natolotro anao

Eny raiso sombinaina

Tsy an-tery tsy akory

Raha tsy tianao hangaina

’Zany foko oriory



Eny, eny ho’aho ry foko kely

’Zay nitraka izao rehetra izao

Ka zakao na mangidy na tantely

Amin’ny andro hifalian’izaho sy ianao

Homelohina va  ny foko

Raha niantefa taminao

Asanao ry nantenaina

Asa izay sitrakao.

Partager homelohina

Commenter homelohina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite