4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ho melohina va ny foko - BARIJAONA

Ho melohina va ny foko

Raha niantefa taminao

Rotsirotsy safosafo

No natolotro anao

Eny raiso sombin’aina

Tsy antery tsy akory

Raha tsy tianao hangaina

Izany foko oriory



Eny, eny ho aho ry foko kely

Izay mizaka izao rehetra izao

Mba zakao na mangidy na tantely

Fa any andro hifanena izaho sy ianao



Ho melohina va ny foko

Raha niantefa taminao

Asanao ry nantenaina

Asa izay sitrakao

Partager ho melohina va ny foko

Commenter ho melohina va ny foko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BARIJAONA

Suite