4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raiso aho tompo - CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA

Tompo ô! reko ny antsonao

mandona ao am-poko ao

antso feno fitia

miantso ireo izany nania

hody indray ao am-balanao



Tompo ô! tsy ho haiko ny handà

Ndrao neniko indray

Indro vohaiko ho anao

ka midira am-poko ao

anjakao ny fiainako



raiso aho Tompo ô!

raiso aho ho anao

afoiko izao tontolo rehetra izao

fa ianao no fiainako

hiverina aminao

ho eo anilanao

tsy hisaraka aminao

mandrakizay doria

Partager raiso aho tompo

Commenter raiso aho tompo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe CHORALE MARAIMBAOVAO FJKM AMBODIFASINA