4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny ahy tsy anao - Iraimbilanja

Tsy natao ho ahy sy ho anao irery

Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho

Mba jereo koa ny manodidina

Mitanondrika avokoa sahirana



Mbola izaho sy ianao no atao hiteny

Ireo fahantrana maro toa mandindona

Mba ampio koa ireo namana

Toa torovana sy valaketraka



Ny ahy tsy anao

Ny tsy anao

Anao ny anao



Ny andro maloka anio

Mitondra hazavana sy taratra

Ho ahy, ho anao

Hitondra hafaliana

Fa tsy sento intsony

Ho tsikitsiky indray

Ho tsikitsiky indray

Partager ny ahy tsy anao

Commenter ny ahy tsy anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite