4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kilonga - Iraimbilanja

Matoa i Dada tsy maintsy niteny

Nananatra foana izy sy Neny

Satria andraikitra ary tena mafonja

Ny manintsy ny lalan’ireo, lalan’ireo kilonga





Mba moramora tsinjovy ireo kilonga

Lanjalanjao ny adidy sao tsy vitanao





Ny trano misy zaza valo na folo

Sahirana  foana anio tontolo

Fahasalamana sakafo tsy zarizary

Ny fianarany tapaka hatreo, vita hatreo ny ho aviny

Partager kilonga

Commenter kilonga

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite