4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ikopa - Iraimbilanja

Ikopa
Teraka Ankaratra
Mandady ny sisaony
Milalao ny lemak'Iarivo, Betsimitatatra
Ikopa
Manao fotoana
Amin'ny sakaiza fahazaza
Betsiboka no akama
Akaikin'i Maevatanana
Ikopa
Tonga namana
Vao mihamavo

Lasa mampiaraka
Hatrany Marovoay
Tanana lonaka
Tanana be vary
Ikopa
Hariva ny andro
Tsy mahasaraka intsony
Mikorina mody
Ny vinanin'i Mahajanga
Ikopa

Partager ikopa

Commenter ikopa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Iraimbilanja

Suite