4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza jerena ilay harena - Jobily Weber

IE IE IE
Ah, aza jerena
ilay harena mampivaky loha
aza heritreretina
ilay tsosa izy tsy voaloha

betsabetsaka ihany izay voakaikitr-io tsosa tsosa io
izay taitaitra mirembourser
izay tsy taitra dia mirevy be!
be dia be mitraverser ny ocean
mitsoka an'io tsosa io
izay manambola mirembourser
tsy manambola dia mirevy be

OH! Ah,aza jerena...

Partager aza jerena ilay harena

Commenter aza jerena ilay harena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber