4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Aza jerena ilay harena,(mampivaky loha) - Jobily Weber

ie ie ie

AH ! aza jerena

ilay harena mampivaky loha

aza eritreretina

ilay trosa izay tsy voaloa



Betsabetsaka ihany izay voakaikitr’io tsosa io

izay taitaitra mi-rembourser

izay tsy taitra dia mirevy be!

be dia be mi-traverser ny ocean

mitsoaka an’io trosa io

izay manambola mi-rembourser

tsy manam-bola dia mirevy be oh oh!





AH !aza jerena .........................

Partager aza jerena ilay harena,(mampivaky loha)

Commenter aza jerena ilay harena,(mampivaky loha)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber