4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana vrai be - Jobily Weber

N'aiza n'aiza no alehanao
tsarovy fa izaho, tsy manadino anao
na dia teo, aza ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo ady natao

Mbola ho lava ny lalan-tsika izany
fihainana maro mbola diavina
aza homena tsiny izaho fa voatery handao anao
tsy izaho, tsy ianao no nahatonga izao
Ref:
Fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an'ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany tsy drague joba na hirevy vinany
Ref:
Fitiavana vrai be, nivadiko anao ambarako an'ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany
tsy drague, na hijery, na hitady zana-bazaha

Partager fitiavana vrai be

Commenter fitiavana vrai be

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber