4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mariazy sambatra - Jobily Weber

Vetivety loatra

izay niarahanareo hatrizay

nefa manja ilay fitiavana

mangirangirana ilay maso babo hery

ndeha hiaraka lalamdava foana

mba ho tody soa sy volamena

amin’izay fotoana izay lehibe tokoa

mariazy indray no hiarahantsika



e! sambatra tokoa ianareo

tody tanjona finaritra

koa ny fon’izy ireo

hitambatra ho iray



n’iza n’iza izay hanakana anao

fahasambarana jerena mba haharitra

mahereza tojo-javatra

izay nirina ho doria fo mifankatia

Partager mariazy sambatra

Commenter mariazy sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jobily Weber