4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fanoherana - Kiaka

Tsy ela akory izahay
Teo ambany fahefanao
Voafetra tamin'ny revy, ny ditra natao
Ny volo lava, tapaho kely io
Nanaiky ireny satria tena tia
Saingy nandao io hariva io

Réf :
Tsy voasakanao izahay
N'inona inona ataonao
Na tady mahazaka na rojo vy
Tsy voasakanao ny aty

Amin'izao taitra izahay
Ka nifoha ilay fanoherana
Taitra ianao ka lasa nisafoaka
Izaho koa tsy te hahalala
Fa voaroaka izay manadala
Mipitika ery vao tonga saina

Partager fanoherana

Commenter fanoherana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite