4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lozanao - Kiaka

Tiako afindra aminao indray
Ny fitiavako
Nefa raha tsy tianao
Dia avereno amiko
Misy toerana mafana foana
Ao anatiko ao
Afaka mihitsiry
Ilay fitia tena maminao

Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Lozanao raha izaho no simba
Fotoana very niainatsika hatrizay
Tiako raha averina indray

KIAKA

Partager lozanao

Commenter lozanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite