4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny ho avy - Kiaka

Iafian'ireo Ray aman-dReny ny heloky ny zanany
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re ny tombotsoa
Fa ny azy voninahitra

Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa dia hanambara ô!
Fa tojo olo-manankaja

Mivaly foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N'inona inona manjo
Itadiavany ........

Partager ny ho avy

Commenter ny ho avy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kiaka

Suite