Aleoko
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Aleony mody e, ny mody no fanafody.
Fahendrena no miala.
Miala amin’izay mankahala!
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Raha olombelona ihany!
Misy foana ny indro kely eto an-tany.
Ka mivilana ahitsio, na lavo aza mody ikipio e.
Esoeson-teny mpamporitsika ami’ fomba fanaony e,
Sarotra ny miaina, fa tsy misy fahatsorana atao.
Ndao e, zory amin’ny lalanao aho.
Fihatsarambelatsihy!Milaza hoe tena tia,
Nefa indrisy!
Mitabataba ireo maro,
Tsy mampite-hifangaro,
Ny fo zairo.
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
Loumba, Loumbe!
(X2)
Do Rajhonson